22 Martsa, 2007 10:02
SPAM
Nampidirin'i dotmg, Sokajy [ Ankapobeny ][ (4) Hametraka hevitra ] | [ (0) Verindrohy (trackback) ]
An Internet service cannot be considered truly successful until it has attracted spammers.
Dia indrisy fa efa feno SPAM koa izany izao ny blaogy.com





22/03/2007, 10:54
Marihina fa azo arovana tsara mihitsy (na farafaharatsiny azo ahena ny spam) ny eto amin'ny blaogy.com. Misy ireo namana izay nanokatra blaogy taloha no tsy nampiasa an'ilay fiarovana.
Izay nanokatra blaogy taty aoriana dia efa voaaro avokoa.
Misaotra hatrany :-)
22/03/2007, 15:12
Fa tokony heverina ihany ny fepetra tokony horaisina amin'ireo blaogy sasantsasany azo lazaina hoe matory. Io top 2 @ spam io izao efa herintaona mahery no tsy nametraka hevitra vaovao tao intsony ny tompony. Mety hoe tokony hakatona ve ny fanamarihana amin'ireny fa dia tena raha vao hitan'ny spammer koa hoe tsy voara-maso ireo dia ho avy izy amin'ny angady sy harona!
28/03/2007, 22:58
Hony hoy aho ny DTD eto @'ilay pejy ity tao :
ary ery ambany misy hoe :
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS Atolotry ny Blaogy.com
Nefa toa mahita an'ireto aho :
Result: 0 errors / 20 warnings
line 64 column 55 - Warning: unescaped & or unknown entity "&gravatar_id"
line 64 column 100 - Warning: unescaped & or unknown entity "&default"
line 64 column 176 - Warning: unescaped & or unknown entity "&size"
line 79 column 55 - Warning: unescaped & or unknown entity "&gravatar_id"
line 79 column 100 - Warning: unescaped & or unknown entity "&default"
line 79 column 176 - Warning: unescaped & or unknown entity "&size"
line 99 column 3 - Warning: dropping value "author" for repeated attribute "id"
line 64 column 2 - Warning: attribute "width" has invalid value "40px"
line 64 column 2 - Warning: attribute "height" has invalid value "40px"
line 64 column 2 - Warning: lacks "alt" attribute
line 76 column 1 - Warning: anchor "comment" already defined
line 77 column 2 - Warning: anchor "commentheader" already defined
line 78 column 2 - Warning: anchor "commenttext" already defined
line 79 column 2 - Warning: attribute "width" has invalid value "40px"
line 79 column 2 - Warning: attribute "height" has invalid value "40px"
line 79 column 2 - Warning: lacks "alt" attribute
line 82 column 2 - Warning: anchor "commentposterinfo" already defined
line 99 column 90 - Warning: attribute "width" has invalid value "70px"
line 99 column 90 - Warning: attribute "height" has invalid value "20px"
line 208 column 188 - Warning: attribute "align" has invalid value "center"
Info: Doctype given is "-//W3C//DTD XHTML 1.0 Strict//EN"
Info: Document content looks like XHTML 1.0 Transitional
30/03/2007, 07:34
Misaotra Lee.
Io indray koa dia matetika ireo itatra (plugins) sy lasitra (templates) no tsy manaraka ny torolàlana W3C. Mila ezaka kely ny manaraka ny fenitra amin'ireo taranja ireo, fa amin'ny ankapobeny aloha, raha izaho no maneho ny hevitro, dia tsy laharam-pahamehana loatra ny amin'izany fa rehefa milamina tsara ny hafa rehetra dia ho tonga any amin'io recommendation W3C io ihany koa ny fitsikeran'ny Serasera Watch.